<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>J. Blanquist</author>
<lyrics>[V1]
 Tompo manampia ny
 mpianatrao,
 Ary mitahia ny madinikao,
 Mba ho tonga zaza sitrakao
 izahay,
 Zaza mankalaza ny
 Mpanavotray.

[V2]
 Maminay tokoa ny Anaranao,
 Sambatra avokoa re ny
 havanao ;
 Manana anjara any aminao,
 Ry Mpamonjy tsara ny
 madinikao.</lyrics>
<title>Tompo, manampia ny mpianatrao FFPM810</title>
<hymn_number>810</hymn_number>
</song>